Marka 15:38 - Baiboly Katolika38 Ary rovitra nisasaka roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Ary nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Ary nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Jereo ny toko |