Marka 14:56 - Baiboly Katolika56 fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fiampangany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201156 Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fanambaràny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA56 Eny, maro ireo niampanga lainga an’i Jesoa, nefa tsy nifanaraka ny fiampangana nataony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara56 Eny, maro ireo niampanga lainga an’i Jesoa, nefa tsy nifanaraka ny fiampangana nataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy56 Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fiampangany. Jereo ny tokoMalagasy Bible56 Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fiampangany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache56 Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fanambaràny. Jereo ny toko |