Levitikosy 7:33 - Baiboly Katolika33 Ny feny ankavanana dia ho anjaran’izay iray amin’ireo zanak’i Aarôna hanolotra ny ra aman-tsaboran’ny sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Ny iray amin’ireo zanak’i Arona izay manolotra ny ran’ny fanati-pihavanana sy ny jaborany no hahazo ny feny havanana ho anjarany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 io feny ankavanana io dia ho anjaran’izay iray amin’ny taranak’i Aharôna hanolotra ny ra aman-tavin-kenan’ny sorom-pihavanana, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 io feny ankavanana io dia ho anjaran’izay iray amin’ny taranak’i Aharôna hanolotra ny ra aman-tavin-kenan’ny sorom-pihavanana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Ny anankiray amin’ny zanak’i Arona izay manatitra ny ran’ny fanati-pihavanana sy ny saborany no hanana ny soroka ankavanana ho anjarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Ny anankiray amin'ny zanak'i Arona izay manatitra ny ran'ny fanati-pihavanana sy ny saborany no hanana ny soroka ankavanana ho anjarany. Jereo ny toko |
Dia nalain’ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin’ny momba azy, ka narosony teo anoloan’i Saola. Ary hoy i Samoela: «Indro ny anjara voaavako, raiso ho eo anoloanao io ary hano, fa hatramin’ny nanasako ny olona no nitahirizana azy ho amin’ity fotoana ity.» Dia niara-nihinana tamin’i Samoela i Saola tamin’izay andro izay.