Levitikosy 7:19 - Baiboly Katolika19 Tsy fihinana ny hena nikasi-java-maloto, fa hodorana amin’ny afo. Fa ny henan’ny sorom-pihavanana, samy mahazo mihinana amin’izany izay madio rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Raha nikasika zava-maloto ara-pivavahana koa izany henan’ny sorom-pihavanana izany, dia tsy tokony hohanina fa hodorana. «Ny amin’ny henan’ny sorom-pihavanana dia izay olona madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Raha nikasika zava-maloto ara-pivavahana koa izany henan’ny sorom-pihavanana izany, dia tsy tokony hohanina fa hodorana. «Ny amin’ny henan’ny sorom-pihavanana dia izay olona madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin'ny afo; ary ny amin'ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy; Jereo ny toko |