Levitikosy 5:10 - Baiboly Katolika10 Ary ny vorona anankiray hanaovany sorona dorana araka ny fombany. Toy izany no hanaovan’ny mpisorona ho an’izany olona izany, ny fanonerana ny fahotana nataony; dia ho voavela ny otany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Hataony fanatitra dorana manontolo kosa ny iray, araka ny fanao, ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotana izay vitany dia havela ny helony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ny vorona anankiray kosa dia sorona dorana manontolo araka ny fomba fanao; ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ny vorona anankiray kosa dia sorona dorana manontolo araka ny fomba fanao; ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary ny iray kosa dia hataony fanatitra dorana, araka ny fanao; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany izay nataony, dia havela ny helony. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary ny iray kosa dia hataony fanatitra dorana, araka ny fanao; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany izay nataony, dia havela ny helony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Hataony fanatitra dorana manontolo kosa ny iray, araka ny fanao, ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotana izay vitany dia havela ny helony. Jereo ny toko |
Dia halàny daholo ny sabora toy ny fanalana ny saboran’ny zanak’ondry amin’ny sorom-pihavanana dia hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona atao amin’ny afo, ho an’i Iaveh. Toy izany no hanaovan’ny mpisorona ny fanonerana ho an’izany olona izany noho ny ota nataony, dia ho voavela ny otany.