Levitikosy 27:3 - Baiboly Katolika3 Raha lehilahy no hotombanana ny hatramin’ny roapolo taona, dia tombano volafotsy dimampolo sikla araka ny sikla masina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ny hataonao tomban’ny lehilahy roapolo taona ka hatramin’ny enimpolo taona dia sekela volafotsy dimampolo araka ny sekelan’ny fitoerana masina; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 dia araka ny vola tombananao haloany no hanefany voady; «Olona roapolo taona ka hatramin’ny enimpolo taona: ho an’ny lehilahy, dia sekela volafotsy dimampolo, araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 dia araka ny vola tombananao haloany no hanefany voady; «Olona roapolo taona ka hatramin’ny enimpolo taona: ho an’ny lehilahy, dia sekela volafotsy dimampolo, araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary ny hataonao tomban’ny lehilahy hatramin’ny roa-polo taona ka hatramin’ny enim-polo taona dia sekely volafotsy dimam-polo araka ny sekely masina; Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary ny hataonao tomban'ny lehilahy hatramin'ny roa-polo taona ka hatramin'ny enim-polo taona dia sekely volafotsy dimam-polo araka ny sekely masina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ny hataonao tomban’ny lehilahy roapolo taona ka hatramin’ny enimpolo taona dia sekela volafotsy dimampolo araka ny sekelan’ny fitoerana masina; Jereo ny toko |