Levitikosy 26:40 - Baiboly Katolika40 Fa hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, noho ny fahadisoana nataony tamiko; hiaiky izy fa noho ny nandrosoany nanohitra Ahy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Dia hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, dia ny fahadisoana izay vitany tamiko tamin’ny nanoherany Ahy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 «Kanefa ireo sisa velona aminareo kosa hiaiky ny heloka vitany sy ny heloka vitan’ny razany, dia ny fahadisoana nataony tamiko; eny, hiaiky ireo fa noho ny fanoherany Ahy Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 «Kanefa ireo sisa velona aminareo kosa hiaiky ny heloka vitany sy ny heloka vitan’ny razany, dia ny fahadisoana nataony tamiko; eny, hiaiky ireo fa noho ny fanoherany Ahy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Fa raha hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy–dia ny fahadisoany izay nandisoany tamiko tamin’ny nanoherany Ahy, Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Fa raha hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy, dia ny fahadisoany izay nandisoany tamiko tamin'ny nanoherany Ahy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Dia hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, dia ny fahadisoana izay vitany tamiko tamin’ny nanoherany Ahy, Jereo ny toko |