Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 24:21 - Baiboly Katolika

21 Izay mahafaty biby fiompy hanonitra hoatra azy; fa izay mahafaty olona kosa, dia hatao maty koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa dia hovonoina ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 «Izay mahafaty biby fiompy, dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa, dia hatao maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 «Izay mahafaty biby fiompy, dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa, dia hatao maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa dia hatao maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa dia hatao maty.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa dia hovonoina ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 24:21
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny ranareo dia hasaiko hampamoaka noho ny ainareo, hampamoahiko izany avokoa ny biby rehetra; ny tanan’olombelona izay mpirahalahy, no hampamoahiko ny ain’ny olombelona.


«Raha misy olona manokatra lava-drano, na olona vao mandavaka lava-drano ka tsy mandrakotra azy, ka misy omby na ampondra latsaka ao,


Raha efa izany, havelany ny fanamiana, dia hosoloiny hafa, hitondrany ny lavenona any ivelan’ny toby, amin’ny fitoerana madio.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra