Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 22:14 - Baiboly Katolika

14 Raha misy olona nihinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia honerany amin’ny mpisorona ny zava-masina, ka hotongoavany ny ampahadiminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Raha misy olona mihinana tsy nahy amin’ny zava-masina dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ny ampahadiminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 «Raha misy Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona ka nahahinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia honerany amin’ny mpisorona izay laniny ka hotongavany ny ampahadiminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 «Raha misy Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona ka nahahinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia honerany amin’ny mpisorona izay laniny ka hotongavany ny ampahadiminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary raha misy olona mihinana tsy nahy amin’ny zava-masina, dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ho tonga avy fahenina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary raha misy olona mihinana tsy nahy amin'ny zava-masina, dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ho tonga avy fahenina:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Raha misy olona mihinana tsy nahy amin’ny zava-masina dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ny ampahadiminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Raha tiana havotana izy dia hotongoavana ny ampahadimin’izay nanombananao azy.»


Raha te hanavotra ny tranony ilay nanamasina azy, hotongoaviny ny ampahadiminy izay nanombananao azy, dia ho azy ny trano.»


Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy olona manota tsy nahy, mandika ny iray amin’ny didin’i Iaveh momba ny zavatra tsy tokony hatao, ka nanatanteraka zavatra anankiray amin’ireny izy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra