Levitikosy 21:24 - Baiboly Katolika24 Dia nolazain’i Môizy izany tamin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Dia nilaza izany tamin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Dia nampitain’i Mosesy tamin’i Aharôna sy ny zanany ary tamin’ny Israelita rehetra koa izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Dia nampitain’i Mosesy tamin’i Aharôna sy ny zanany ary tamin’ny Israelita rehetra koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary Mosesy dia nilaza izany tamin’i Arona sy ny zanany ary ny Zanak’Isiraely rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary Mosesy dia nilaza izany tamin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra. Jereo ny toko |