Levitikosy 21:13 - Baiboly Katolika13 Izay mbola virjiny no halainy ho vady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Aoka ho vehivavy mbola virijiny no hampakariny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 «Aoka ho vehivavy virijiny no halain’ny mpisorombe ho vady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 «Aoka ho vehivavy virijiny no halain’ny mpisorombe ho vady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary aoka hampakatra izay vehivavy mbola virijina izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary aoka hampakatra izay vehivavy mbola virijina izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Aoka ho vehivavy mbola virijiny no hampakariny. Jereo ny toko |