Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 20:11 - Baiboly Katolika

11 Raha misy lehilahy mandry amin’ny vadin-drainy, ka manokatra ny fitanjahan-drainy dia hoheloin-ko faty izy roaroa, ka dia amin’izy ireo ny rany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 «Ny lehilahy, izay miray amin’ny vadin-drainy, dia manala baràka ny rainy; ary samy hatao maty tokoa na io lehilahy io na ny vadin-drainy, ka hozakain’izy roroa ny ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 «Ny lehilahy, izay miray amin’ny vadin-drainy, dia manala baràka ny rainy; ary samy hatao maty tokoa na io lehilahy io na ny vadin-drainy, ka hozakain’izy roroa ny ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny rany dia ho aminy ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary ny olona izay mandry amin'ny vadin-drainy dia efa nandry tamin'izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 20:11
7 Rohy Ifampitohizana  

Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.


satria iriny mafy ny hahita ny vovo-tany eo an-dohan’ny olona ory; sy ataony izay hiketrahan’ny lalan’ny madinika; satria olo-mianaka izy samy mandeha amin’ny zazavavy iray ihany mba handotoany ny Anarako masina;


Re laza tsy leo dina fa misy fahalotoana atỳ aminareo, sady fahalotoana tsy fahita na dia any amin’ny Jentily aza, dia olona anankiray manambady ny vadin-drainy!


Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny vadin-drainy fa manainga ny firakofan-drainy izy. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.


Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny rafozam-baviny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra