Levitikosy 2:7 - Baiboly Katolika7 Raha mofo mamy nandrahoina tamin’ny kasirôlina no atolotrao ho fanatitra dia hatao amin’ny lafarina tsara indrindra miharo diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Raha fanatitra avy amin’ny zavamaniry nahandroina tamin’ny vilany no atolotrao dia koba tsara toto asiana diloilo no atao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 «Rehefa fanatitra voahandro amin’ny lapoaly no atolotrao, dia aoka ho lafarinina tsara indrindra voaharo menaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 «Rehefa fanatitra voahandro amin’ny lapoaly no atolotrao, dia aoka ho lafarinina tsara indrindra voaharo menaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary raha fanatitra hohanina voahandro amin’ny vilany no fanatitrao, dia koba tsara toto asian-diloilo no hatao. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary raha fanatitra hohanina voahandro amin'ny vilany no fanatitrao, dia koba tsara toto asian-diloilo no hatao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Raha fanatitra avy amin’ny zavamaniry nahandroina tamin’ny vilany no atolotrao dia koba tsara toto asiana diloilo no atao. Jereo ny toko |