Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 18:19 - Baiboly Katolika

19 Aza manatom-behivavy mandritra ny fahalotoam-padim-bolany mba hanokatra ny fitanjahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Aza mila vehivavy mararin’ny fadimbolany handry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 «Aza mila vehivavy mbola voaloton’ny fadimbolany mba hiray aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 «Aza mila vehivavy mbola voaloton’ny fadimbolany mba hiray aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary aza mila vehivavy mararin’ny fadimbolany handry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary aza mila vehivavy mararin'ny fadim-bolany handry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Aza mila vehivavy mararin’ny fadimbolany handry aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 18:19
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia naniraka olona haka azy i Davida ka tonga tao aminy izy dia nandry taminy izy. Nandio tena ho afaka amin’ny halotoany ravehivavy, dia nody tany an-tranony,


tsy mihinana eny an-tendrombohitra, tsy manandra-maso amin’izay sampin-dozan’ny taranak’i Israely, tsy manala baraka ny vadin’ny namany, tsy mandeha amin’ny vehivavy izay mbola ao anatin’ny fahalotoana,


Ao aminao, misy manokatra ny fitanjahan-drainy; ao aminao misy manao an-keriny amin’ny mararin’ny fadim-bolana.


«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny amin’ny andro aharariany amin’ny fadim-bolany izy.


Raha misy vehivavy mararin’ny fadim-bolana, fitsihan’ny ra amin’ny tenany, dia haloto hafitoana izy. Ny olona rehetra hikasika azy, haloto mandra-paharivan’ny andro;


Raha misy lehilahy mandry aminy, ka mankeo amin’ny fahalotoan’io vehivavy io, dia haloto hafitoana izy ary izay farafara rehetra handriany dia haloto avokoa.


Aza maka ny rahavavin’ny vadinao ho rafiny, amin’ny fanokafana ny fitanjahany sy ny an’ny vadinao izay mbola velona.


Raha misy lehilahy mandry amim-behivavy mararin’ny fadim-bolana ka manokatra ny fitanjahany, dia nanokatra ny fandehanan’ny rany izy, ary hofongorana amin’ny fireneny izy roaroa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra