Levitikosy 17:12 - Baiboly Katolika12 Izany no nilazako tamin’ny zanak’i Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo, ary ny vahiny mitoetra eo aminareo aza misy mihinan-dra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Koa izany no nilazako tamin’ny Israelita hoe: ‹Aza misy mihinan-dra, na ianareo na ny vahiny valovotaka eo aminareo›. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Koa izany no nilazako tamin’ny Israelita hoe: ‹Aza misy mihinan-dra, na ianareo na ny vahiny valovotaka eo aminareo›. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Isiraely hoe: Aza misy mihinan-dra, na hianareo, na ny vahiny eo aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo. Jereo ny toko |