Levitikosy 15:32 - Baiboly Katolika32 Izany no lalàna momba ny lehilahy mitsîka na voaloton’ny fandehanan’ny rano malotony, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Izany no lalàna ny amin’ny marary mitsika sy ny amin’izay ialan’ny tsirinainy ka voaloto amin’izany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Ireo avy no fepetra ny amin’ny lehilahy voan’ny aretina mitsika na mandefa lahinaina tsy nahy ka voaloton’izany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ireo avy no fepetra ny amin’ny lehilahy voan’ny aretina mitsika na mandefa lahinaina tsy nahy ka voaloton’izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Izany no lalàna ny amin’ny marary mitsika, sy ny amin’izay ialan’ny azy, ka mahaloto azy izany, Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Izany no lalàna ny amin'ny marary mitsika, sy ny amin'izay ialan'ny azy, ka mahaloto azy izany, Jereo ny toko |