Levitikosy 13:5 - Baiboly Katolika5 Amin’ny andro fahafito hozahan’ny mpisorona indray izy; ka raha tsy nitombo ny aretina araka ny fijeriny azy, tsy nanitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana fanindroany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Hozahan’ny mpisorona izany amin’ny andro fahafito; koa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy miitatra eo amin’ny hoditra dia hatokany toerana hafitoana indray izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Hozahan’ny mpisorona izy amin’ny andro fahafito; ka raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokany toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Hozahan’ny mpisorona izy amin’ny andro fahafito; ka raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokany toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary raha zahan’ny mpisorona amin’ny andro fahafito izy, ka hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokany toerana hafitoana indray izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin'ny hoditra, dia hatokany toerana hafitoana indray izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Hozahan’ny mpisorona izany amin’ny andro fahafito; koa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy miitatra eo amin’ny hoditra dia hatokany toerana hafitoana indray izy. Jereo ny toko |