Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 10:5 - Baiboly Katolika

5 Dia nanatona ireo ka nitondra azy mbola miakanjo ny tonîkany, nankany ivelan’ny toby, araka ny nandidian’i Môizy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan’ny toby, araka izay nolazain’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra ny faty mbola miakanjo ny fanamiany, ho any ivelan’ny toby araka izay voalazan’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra ny faty mbola miakanjo ny fanamiany, ho any ivelan’ny toby araka izay voalazan’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan’ny toby, araka izay efa nolazain’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan'ny toby, araka izay efa nolazain'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan’ny toby, araka izay nolazain’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 10:5
3 Rohy Ifampitohizana  

dia nandeha izy, ka nahita ity faty niampatra teo an-dalana, mbamin’ny ampondra sy ny liona nijanona teo anilan’ilay faty. Ny liona tsy nihinana ny faty, tsy namiravira ity ampondra.


Raha efa izany alao ireo fanamiana, ka ampiankanjoy an’i Aarôna ny akanjo anatiny, ny akanjo lavan’ny efôda, ary ny efôda sy ny saron-tratra, dia etrao amin’ny fehikibon’ny efôda izy.


Nasain’i Môizy nanatona koa ireo zanak’i Aarôna dia nampiakanjoiny ny tonîka, nohetràny fehikibo, ary nafatony teo amin’ny mitra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra