Levitikosy 10:11 - Baiboly Katolika11 ary mba hahaizanareo mampianatra ny zanak’i Israely ny lalàna rehetra nomen’i Iaveh azy ireo, tamin’ny alalan’i Môizy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 ary mba hampianaranareo ny Zanak’Israely ny didy rehetra izay nasain’NY TOMPO holazain’i Mosesy taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 na koa rehefa hampianatra ny Israelita ny lalàna rehetra izay nampitaiko ho azy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 na koa rehefa hampianatra ny Israelita ny lalàna rehetra izay nampitaiko ho azy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 ary mba hampianarinareo ny Zanak’Isiraely ny didy rehetra izay nasain’i Jehovah holazain’i Mosesy taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 ary mba hampianarinareo ny Zanak'Isiraely ny didy rehetra izay nasain'i Jehovah holazain'i Mosesy taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 ary mba hampianaranareo ny Zanak’Israely ny didy rehetra izay nasain’NY TOMPO holazain’i Mosesy taminy. Jereo ny toko |