Josoa 6:17 - Baiboly Katolika17 «Hatao anatema ho an’i Iaveh ny tanàna, dia izy mbamin’izay rehetra eo aminy; fa i Rahaba janga irery no hovelomina, dia izy sy izay rehetra miaraka aminy ao an-trano, noho izy nanafina ny iraka nirahintsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia hatolotra ho an’NY TOMPO ho zavatra voaozona ny tanàna sy izay rehetra ao; fa Rahaba janga ihany no hovelomina, dia izy sy izay rehetra miaraka aminy ao an-trano, satria nanafina ny iraka nalefantsika izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ary ny tanàna mbamin’izay rehetra ao aminy dia haringana hafoy ho an’ny TOMPO. Fa i Rahaba mpivaro-tena sy izay rehetra miaraka aminy ao an-tranony ihany no avelao ho velona, satria ravehivavy io no nanafina ireo mpitsikilontsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary ny tanàna mbamin’izay rehetra ao aminy dia haringana hafoy ho an’ny TOMPO. Fa i Rahaba mpivaro-tena sy izay rehetra miaraka aminy ao an-tranony ihany no avelao ho velona, satria ravehivavy io no nanafina ireo mpitsikilontsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia hatolotra ho an’i Jehovah ho zavatra voaozona ny tanàna sy izay rehetra ao; fa Rahaba janga ihany no hovelomina, dia izy sy izay rehetra ao aminy ao an-trano, satria nanafina ny iratsika izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia hatolotra ho an'i Jehovah ho zavatra voaozona ny tanàna sy izay rehetra ao; fa Rahaba janga ihany no hovelomina, dia izy sy izay rehetra ao aminy ao an-trano, satria nanafina ny iratsika izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia hatolotra ho an’NY TOMPO ho zavatra voaozona ny tanàna sy izay rehetra ao; fa Rahaba janga ihany no hovelomina, dia izy sy izay rehetra miaraka aminy ao an-trano, satria nanafina ny iraka nalefantsika izy. Jereo ny toko |
Ary ianao, ry zanak’olona, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Lazao amin’ny voromanidina isan-karazany, mbamin’ny biby rehetra any an-tsaha hoe: Mivoria ianareo, ka mankanesa atỳ! Miangòna avy eny amin’ny manodidina eny, ho amin’ny sorona izay ataoko ho anareo, dia sorona lehibe any an-tendrombohitr’i Israely; hihinana nofo ianao sy hisotro ra.