Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 19:6 - Baiboly Katolika

6 i Bety-Lebaota, ary i Sarohena: tanàna 13 sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 i Bety-Lebaota ary i Sarohena: Tanàna telo amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 i Bety-Lebaôta ary i Saroheny: izany hoe tanàn-dehibe 13 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 i Bety-Lebaôta ary i Saroheny: izany hoe tanàn-dehibe 13 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 sy Beti-lebaota ary Sarohena: tanàna telo ambin’ny folo sy ny zana-bohiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 sy Beti-lebaota ary Sarohena: tanàna telo ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 i Bety-Lebaota ary i Sarohena: Tanàna telo amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 19:6
3 Rohy Ifampitohizana  

i Lebaôta, i Selima, i Aena, ary i Remôna: totaliny, tanàna 29 ary ny zana-bohiny.


i Sikelega, i Bety-Harkabota, i Harsersosa,


I Aina, i Bemôna, i Atera, ary i Asàna: tanàna efatra sy ny zana-bohiny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra