Josoa 14:2 - Baiboly Katolika2 Filokana no nahazoany ny lovany, araka ny nandidian’i Iaveh ho an’ny foko sivy sy ny antsasa-poko; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Tamin’ny antsapaka no nahazoany ny lovany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny foko sivy sy sasany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Antsapaka no nanaovana ny fizaràna ho an’ireo foko sivy sy ilay antsasa-pokon’i Manase, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Antsapaka no nanaovana ny fizaràna ho an’ireo foko sivy sy ilay antsasa-pokon’i Manase, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 tamin’ny filokana no nahazoany ny lovany, araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ny amin’ny firenena sivy sy sasany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 tamin'ny filokana no nahazoany ny lovany, araka izay efa nandidian i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny firenena sivy sy sasany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Tamin’ny antsapaka no nahazoany ny lovany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny foko sivy sy sasany. Jereo ny toko |