Josoa 10:35 - Baiboly Katolika35 Androtr’izay ihany dia afany izy ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra; ny manana aina rehetra tao dia nataony anatema iny andro iny, araka izay rehetra nataony tamin’i Lakisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 dia azony tamin’izany andro izany koa izy ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra; ary ny olona rehetra tao dia nataony zavatra voaozona tamin’io andro io ihany, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’i Lakisy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Azony androtr’io ihany ny tanàna ka naringany sabatra avokoa ny olona rehetra tao; tahaka izay nataony tamin’i Lakisy ihany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Azony androtr’io ihany ny tanàna ka naringany sabatra avokoa ny olona rehetra tao; tahaka izay nataony tamin’i Lakisy ihany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 dia afany tamin’izany andro izany koa izy ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra; ary ny olona, rehetra tao dia naringany tamin’izany andro izany, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’i Lakisy. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 dia afany tamin'izany andro izany koa izy ka nasiany tamin'ny lelan-tsabatra; ary ny olona rehetra tao dia naringany tamin'izany andro izany, tahaka izay rehetra efa nataony tamin'i Lakisy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 dia azony tamin’izany andro izany koa izy ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra; ary ny olona rehetra tao dia nataony zavatra voaozona tamin’io andro io ihany, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’i Lakisy. Jereo ny toko |