Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jona 2:5 - Baiboly Katolika

5 Dia hoy aho hoe: Voaroaka tsy ho eo imasonao aho; nefa mbola hibanjina ny Tempolinao masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia hoy aho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho! Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Dia hoy aho anakampo hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao, Tompo ô, kanefa mbola manatrika ny tempolinao masina ihany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia hoy aho anakampo hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao, Tompo ô, kanefa mbola manatrika ny tempolinao masina ihany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia hoy izaho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho, Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia hoy izaho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho, Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia hoy aho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho! Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 2:5
5 Rohy Ifampitohizana  

I Iaveh no nametrahako ny fanantenako rehetra; nitongilana tamiko Izy, nihaino ny fitarainako.


Ary ny amiko, noho ny famimdram-ponao lehibe, dia handeha ho ao an-tranonao aho; hiankohoka manatrika ny tempolinao masina amim-pahatahorana Anao aho.


Nisondrotra mihoatra ny lohako ny rano, ka hoy aho: «Maty aho!»


«Ary rehefa hitanareo voahodidin’ny miaramila i Jerosalema, dia fantaro amin’izany fa efa antomotra ny fandravana azy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra