Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joba 3:3 - Baiboly Katolika

3 «Ho foana anie ny andro nahaterahako, Mbamin’ny alina nanao hoe: ‹Misy olona iray vao torontoronina›.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ho foana anie ny andro nahaterahako sy ny alina izay niteny hoe: Misy zazalahy vao torontoronina!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Enga anie ka hofoanan’Andriamanitra ny andro nahaterahako sy ny alina izay nanao hoe; «zazalahy no torontoronina»!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Enga anie ka hofoanan’Andriamanitra ny andro nahaterahako sy ny alina izay nanao hoe; «zazalahy no torontoronina»!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Foàna anie ny andro nahaterahako Sy ny alina izay nanao hoe: Misy zazalahy vao torontoronina!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Foàna anie ny andro nahaterahako sy ny alina izay nanao hoe: Misy zazalahy vao torontoronina!

Jereo ny toko dika mitovy




Joba 3:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Nanomboka niteny i Jôba nanao hoe:


Hiova ho haizina anie izany andro izany, Ka tsy hiahy azy any ambony anie Andriamanitra, ary tsy hamirapiratra aminy anie ny hazavana.


Loza ho ahy, ry neny, ny niterahanao ahy, mba ho olona filàna ady amam-pifandirana amin’ny tany rehetra aho. Tsy mba nisambotra na inona na inona aho, tsy nampisambotra na inona na inona tamiko izy, nefa manozona ahy avokoa izy rehetra!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra