Jeremia 46:6 - Baiboly Katolika6 Ny faingan-tongotra, aza afa-mandositra! ny lehilahy mahery fo, aza afa-mitsoaka! Any amin’ny tany avaratra, amoron’ny ony Eofrata, indro izy mivembena dia lavo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha, na ho afaka ny mahery; any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Tsy afa-mandositra ny faingam-pandeha ary tsy mahavonjy tena ny mahery fo; fa any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata izy no ho tafintohina ka hianjera. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tsy afa-mandositra ny faingam-pandeha ary tsy mahavonjy tena ny mahery fo; fa any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata izy no ho tafintohina ka hianjera. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Tsy ho afa-mandositra ny haingan-tongotra, Na ho afaka ny mahery; Any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata No hahatafintohina sy hahalavo azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Tsy ho afa-mandositra ny haingan-tongotra, na ho afaka ny mahery; Any avaratra eo amoron'ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha, na ho afaka ny mahery; any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy. Jereo ny toko |
dia indro ampanalaiko ny foko rehetra any avaratra, - teny marin’i Iaveh, - hoentiko amin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko; ary hataoko tonga izy ireo hamely an’ity tany ity mbamin’ny mponina eo aminy sy ny firenena rehetra amin’ny manodidina, ka hataoko anatema izy, hataoko tany lao, zavatra fandatsa, ary rava mandrakizay.