Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 43:8 - Baiboly Katolika

8 Ary tonga tamin’i Jeremia tao Tafnesa ny tenin’i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia tonga tamin’i Jeremia tao Tapanesa ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Dia tonga tamin’i Jeremià tao Tahapanehesa ny baikon’ny TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Dia tonga tamin’i Jeremià tao Tahapanehesa ny baikon’ny TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia tonga tamin’i Jeremia tao Tapanesa ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia tonga tamin'i Jeremia tao Tapanesa ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia tonga tamin’i Jeremia tao Tapanesa ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 43:8
11 Rohy Ifampitohizana  

Aiza no halehako lavitra ny fanahinao, aiza no handosirako lavitra ny Tavanao?


Ny taranak’i Nôfa sy i Tafnesa avy no nanabory ny lohanao.


«Mitondrà vato lehibe eny an-tananao, ka afeno eo anatrehan’ny lehilahy amin’i Jodà, ataovy ao anaty simenitra eo amin’ny ngorodona taila, izay anoloan’ny tranon’i Faraôna, ao Tafnesa;


Ny teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jodeanina rehetra nitoetra tany amin’ny tany Ejipta, dia izay nitoetra tany Migdôla, tany Tafnesa, tany Nôfa, sy tany amin’ny tany Fatoresa, nanao hoe:


Torionareo any Ejipta, ampandreneso any Migdôla, ampandreneso any Nôfa sy any Tafnesa; ka lazao hoe: Milahara ianareo, ka miomàna; fa efa mandripaka sahady eny amin’ny manodidina anareo ny sabatra!


Tamin’ny taona faha-10, volana faha-10, andro faha-12n’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:


Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:


Ao Tafnesa ho maizina ny andro, raha avy izay hanapahako ao ny jiogan’i Ejipta, sy hitsaharan’ny fiavonavonan’ny heriny; ho voasaron-drahona izy, ary ho lasan-ko babo ny zanany vavy.


Tamin’ny taona faha-11, volana fahatelo, andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:


Tamin’ny taona faha-12, volana faha-12, tamin’ny andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:


izay iaretako fijaliana hatramin’ny fatorana toy ny olon-dratsy aza; ny tenin’Andriamanitra anefa tsy mba voafatotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra