Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 38:10 - Baiboly Katolika

10 Dia nanome teny an’i Abdemeleka etiôpianina ny mpanjaka nanao hoe: «Mangalà olona telopolo lahy etoana, hiaraka aminao, ka ampakaro i Jeremia mpaminany avy ao an-davaka dieny mbola tsy maty izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary niteny tamin’i Ebeda-Meleka kosita ny mpanjaka hoe: Mitondrà telopolo lahy hiaraka aminao hampakatra an’i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Dia nanome baiko an’i Hebeda-Melèka etiôpianina ny mpanjaka hoe: –Mitondrà telopolo lahy avy eto hiaraka aminao, ka ampiakaro hiala tao an-dava-drano i Jeremià dieny mbola tsy maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia nanome baiko an’i Hebeda-Melèka etiôpianina ny mpanjaka hoe: –Mitondrà telopolo lahy avy eto hiaraka aminao, ka ampiakaro hiala tao an-dava-drano i Jeremià dieny mbola tsy maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ny mpanjaka nandidy an’i Ebeda-meleka Etiopiana hoe: Mitondrà telo-polo lahy hiaraka aminao hampakatra an’i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny mpanjaka nandidy an'i Ebeda-meleta Etiopiana hoe: Mitondrà telo-polo lahy hiaraka aminao hampakatra an'i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary niteny tamin’i Ebeda-Meleka kosita ny mpanjaka hoe: Mitondrà telopolo lahy hiaraka aminao hampakatra an’i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 38:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa izaho kosa hitory izany mandrakizay, hihira fiderana ny Andriamanitr’i Jakôba aho.


Rano mandeha eo an-tanan’i Iaveh ny fon’ny mpanjaka, ka atongilany amin’izay rehetra tiany.


Ary naka ireo olona ireo hiaraka aminy i Abdemeleka, dia niditra tao amin’ny tranon’ny mpanjaka ao ambanin’ny trano firaketana. Naka lamba tonta amam-boro-kitsay tao izy, ka nalefany tamin’ny tady izany ho ao amin’i Jeremia ao an-davaka.


Ren’i Abdemeleka etiôpianina eonòka tao an-tranon’ny mpanjaka fa hoe tao an-davaka i Jeremia; nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamina ny mpanjaka tamin’izay;


«Ry mpanjaka tompoko ô, ratsy izany nataon’ireo olona ireo tamin’ny nitondrany toy izany an’i Jeremia mpaminany, fa nampidininy ao an-davaka izy; ho faty mosary ao ihany izy, satria tsy misy mofo intsony eto an-tanàna.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra