Jeremia 35:6 - Baiboly Katolika6 Fa hoy kosa izy ireo: «Tsy mba misotro divay izahay: satria izao no didy napetrak’i Jônadaba, zana-dRekaba, razanay, taminay: ‹Aza misy misotro divay, na ianareo na ny zanakareo mandrakizay; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa i Jonadaba, zanak’i Rekaba, razanay, efa nanafatra anay hoe: Aza mba misotro divay mandrakizay ianareo na ny taranakareo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Nefa namaly izy hoe: –Tsy misotro divay izahay, satria i Jônadaba, zanakalahin’i Rekaba sady razanay, dia efa nandidy anay hoe: «Aza misotro divay na oviana na oviana, na ianareo na ny taranakareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nefa namaly izy hoe: –Tsy misotro divay izahay, satria i Jônadaba, zanakalahin’i Rekaba sady razanay, dia efa nandidy anay hoe: «Aza misotro divay na oviana na oviana, na ianareo na ny taranakareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak’i Rekaba, razanay, efa nanafatra anay hoe: Aza mba misotro divay hianareo na ny taranakareo mandrakizay; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak'i Rekaba, razanay efa nafatra anay hoe: Aza mba misotro divay ianareo na ny taranakareo mandrakizay; Jereo ny toko |
Nony niala teo izy, dia nifanena tamin’i Jônadaba, zanak’i Rekaba, izay tonga hitsena azy, ka niarahaba azy sy nanao taminy hoe: «Mba tsotra tahaka izany foko aminao izany va ny fonao?» Dia namaly i Jônadaba hoe: «Izany indrindra.» «Raha izany àry», hoy i Jehò, «tolory tanana aho.» Dia natolotr’i Jônadaba azy ny tanany, ka nasain’i Jehò niakatra ho eo anilany teo ambony kalesy izy, nataony hoe: