Jeremia 33:20 - Baiboly Katolika20 Izao no lazain’i Iaveh: Raha mahafoana ny fanekeko amin’ny andro, sy ny fanekeko amin’ny alina, ianareo, ka efa tsy amin’ny fotoany intsony, ny andro sy ny alina: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Izao no lazain’NY TOMPO: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ny andro sy ny fanekeko ny amin’ny alina ianareo, mba tsy hisy intsony andro sy alina amin’ny fotoanany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 «Izao no lazain’ny TOMPO: Raha mahafoana ny fifanekena nataoko tamin’ny andro sy ny alina ianareo ka mahasakana ny andro sy ny alina tsy hiseho araka ny fotoanany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 «Izao no lazain’ny TOMPO: Raha mahafoana ny fifanekena nataoko tamin’ny andro sy ny alina ianareo ka mahasakana ny andro sy ny alina tsy hiseho araka ny fotoanany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Izao no lazain’i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ny andro sy ny fanekeko ny amin’ny alina hianareo, Mba tsy hisy andro sy alina amin’ny fotoany, Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Izao no lazain'i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin'ny andro sy ny fanekeko ny amin'ny alina ianareo, mba tsy hisy andro sy alina amin'ny fotoany, Jereo ny toko |