Jeremia 28:9 - Baiboly Katolika9 Ary izay mpaminany naminany fiadanana kosa, dia ny fahatanterahan’ny tenin’izany mpaminany izany no hahafantarana azy ho mpaminany tena nirahin’i Iaveh marina tokoa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ny amin’ny mpaminany izay maminany fiadanana, raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin’NY TOMPO tokoa izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Fa raha misy mpaminany iray milaza fahasambarana, ny ahalalana fa nirahin’ny TOMPO tokoa izy dia rehefa tanteraka izay nolazainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Fa raha misy mpaminany iray milaza fahasambarana, ny ahalalana fa nirahin’ny TOMPO tokoa izy dia rehefa tanteraka izay nolazainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ny amin’ny mpaminany izay maminany fiadanana raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin’i Jehovah tokoa izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ny amin'ny mpaminany izay maminany fiadanana raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin'i Jehovah tokoa izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ny amin’ny mpaminany izay maminany fiadanana, raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin’NY TOMPO tokoa izy. Jereo ny toko |