Jeremia 27:17 - Baiboly Katolika17 Aza mihaino ireo ianareo, fa maneke ny mpanjakan’i Babilôna, dia ho velona ianareo. Nahoana no dia hatao tonga lao ity tanàna ity? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Aza mihaino azy, fa manompoa ny mpanjakan’i Babilona, dia ho velona ianareo; fa nahoana no ho rava ity tanàna ity? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Aza mihaino azy fa manompoa an’i Nebokadnetsara, dia ho velona ianareo. Fa nahoana no avela ho rava ity tanàna ity?› » Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Aza mihaino azy fa manompoa an’i Nebokadnetsara, dia ho velona ianareo. Fa nahoana no avela ho rava ity tanàna ity?› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Aza mihaino azy, fa manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia ho velona hianareo; fa nahoana no ho rava ity tanàna ity? Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Aza mihaino azy, fa manompoa ny mpanjakan'i Babylona, dia ho velona ianareo; fa nahoana no ho rava ity tanàna ity? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Aza mihaino azy, fa manompoa ny mpanjakan’i Babilona, dia ho velona ianareo; fa nahoana no ho rava ity tanàna ity? Jereo ny toko |