Jeremia 25:34 - Baiboly Katolika34 Midradradradrà, ianareo mpiandry ondry, ary mitaraìna, mihosinkosena amin’ny vovoka, ianareo lehiben’ny ondry, fa tapitra amin’ny famonoana ny andronareo; hamely anareo Aho, ka hianjera toy ny fanaka sarobidy ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Midradradradrà ianareo mpitondra, ary miantsoantsoa mafy; eny, mihosinkosena ianareo mpiandry ny ondry! Fa tonga ny andro hamonoana anareo; ary hampieleziko ianareo ka hianjera toy ny fianjeran’ny fanaka sarobidy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Midradradradrà, ianareo mpitondra, manaova antsoantsom-pitarainana; mihosinkosena amin’ny tany, ianareo mpiandraikitra andian’ondry, fa tonga ny andro hamonoana anareo ho faty! Hataoko montsamontsana ianareo, ka ho toy ny fanaka sarobidy nianjera. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Midradradradrà, ianareo mpitondra, manaova antsoantsom-pitarainana; mihosinkosena amin’ny tany, ianareo mpiandraikitra andian’ondry, fa tonga ny andro hamonoana anareo ho faty! Hataoko montsamontsana ianareo, ka ho toy ny fanaka sarobidy nianjera. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Midradradradrà, hianareo mpiandry ondry, ary mitaraina; Eny, mihosinkosena, hianareo zokiny amin’ny ondry! Fa tonga ny andro hamonoana anareo; Ary hampieleziko hianareo ka hianjera toy ny fanaka tsara. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Midradradradrà, ianareo mpiandry ondry, ary mitaraina; Eny, mihosinkosena, ianareo zokiny amin'ny ondry! Fa tonga ny andro hamonoana anareo, ary hampieleziko ianareo ka hianjera toy ny fanaka tsara. Jereo ny toko |