Jeremia 23:27 - Baiboly Katolika27 moa ampoiziny va ny tsy hahatadidiavan’ny vahoakako Ahy, noho ny nofy ifampilazan’izy samy izy avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny Anarako, nosoloiny an’i Baala? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 ka hampanadino ny oloko ny anarako amin’ny nofiny izay lazainy amin’ny namany avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny anarako noho ny amin’ny Baala? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Nony mifampitantara nofy izy, dia tsy mikendry afa-tsy ny hanadinoan’ny vahoakako Ahy, tahaka ny nanadinoan’ny razany Ahy ka nanompoany an’i Bahala. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nony mifampitantara nofy izy, dia tsy mikendry afa-tsy ny hanadinoan’ny vahoakako Ahy, tahaka ny nanadinoan’ny razany Ahy ka nanompoany an’i Bahala. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ny hampanadino ny oloko ny anarako Amin’ny nofiny izay lazainy amin’ny namany avy, Toy ny nanadinoan’ny razany ny anarako noho ny amin’i Bala? Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ny hampanadino ny oloko ny anarako amin'ny nofiny izay lazainy amin'ny namany avy, toy ny nanadinoan'ny razany ny anarako noho ny amin'i Bala? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 ka hampanadino ny oloko ny anarako amin’ny nofiny izay lazainy amin’ny namany avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny anarako noho ny amin’ny Baala*? Jereo ny toko |