Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 19:12 - Baiboly Katolika

12 Izany no hataoko amin’ity firenena ity, - teny marin’i Iaveh, - sy amin’ny mponina ao aminy, rehefa hataoko tahaka an’i Tôfeta ity tanàna ity.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia toy izany no hataoko amin’ity tanàna ity sy amin’izay mponina ato; hatao tahaka an’i Tofeta ity tanàna ity, hoy NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Koa ho tahaka izay nanjo an’i Tôfeta no hataoko amin’ity tanàna ity sy ny mponina ao aminy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Koa ho tahaka izay nanjo an’i Tôfeta no hataoko amin’ity tanàna ity sy ny mponina ao aminy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia toy izany no hataoko amin’ity tanàna ity sy amin’izay mponina ato, ka dia hatao tahaka an’i Tofeta ity tanàna ity, hoy Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia toy izany no hataoko amin'ity tanàna ity sy amin'izay mponina ato, ka dia hatao tahaka an'i Tofeta ity tanàna ity, hoy Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Dia toy izany no hataoko amin’ity tanàna ity sy amin’izay mponina ato; hatao tahaka an’i Tofeta ity tanàna ity, hoy NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 19:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Raha miteny Izy, dia miangona eny an-danitra ny rano; mampiakatra ny rahona, avy any amin’ny faran’ny tany; mampanjelatra ny helatra izay iavian’ny ranonorana mivatravatra; ary mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny fitahirizany.


mba hanatanterahako ny fianianana, nataoko tamin’ny razanareo, dia ny hanomezako azy tany tondra-dronono sy tantely, araka izao hita izao.» Ary izao no navaliko: «Eny! Ry Iaveh ô!»


ka lazao aminy hoe: Izao no tenin’i Iavehn’ny tafika: Homontsaniko ity firenena sy ity tanàna ity, toy ny fanamòntsana ny vilanin’ny mpanefy, izay tsy azo atambatra intsony; ka any Tôfeta no handevenana noho ny tsy fisian’ny tany handevenana.


Ny trano ao Jerosalema sy ny tranon’ny mpanjakan’i Jodà, ho tonga sahala amin’ity fitoeran’i Tofeta ity, dia maloto; dia ireo trano rehetra nanaterana emboka manitra teo ambony tafony, ho an’ny tafiky ny lanitra rehetra sy nanidìnana fanatitra araraka ho an’andriamani-kafa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra