Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 13:3 - Baiboly Katolika

3 Tonga tamiko fanindroany indray ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 13:3
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nividy ny fehikibo araka ny tenin’i Iaveh aho, ka nataoko tamin’ny tehezako.


«Ento ilay fehikibo novidinao, izay efa eo amin’ny tehezanao; ka mitsangàna, mandehana mankany Eofrata, afeno any, ao an-tsefatsefaky ny vatolampy izy.»


Ary tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:


ny mpanjakany, ny lehibeny, mba hanao azy ho tany manirery, ho tany rava, ho zavatra fandatsa, fanozonana, araka izao hita anio izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra