Jaona 4:4 - Baiboly Katolika4 Ary tsy maintsy hamaky an’i Samaria Izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary tsy maintsy namakivaky an’i Samaria Izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 ka tsy maintsy namakivaky ny faritany Samaria. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 ka tsy maintsy namakivaky ny faritany Samaria. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary tsy maintsy mamaky an’i Samaria Izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary tsy maintsy mamaky an'i Samaria Izy. Jereo ny toko |