Jaona 4:1 - Baiboly Katolika1 Nony fantatry ny Tompo fa ren’ny Farisianina hoe maromaro kokoa ny mpianatr’i Jesoa sy ny olona ataony batemy noho ny an’i Joany Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tamin’izay, rehefa fantatr’i Jesosy fa ny Fariseo efa nahare hoe: Jesosy mahazo mpianatra maro sy nanao batisa be noho i Jaona, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1-2 Tamin’izay dia ren’ny Farisianina fa maro kokoa noho ny an’i Jôhany ireo olona tongan’i Jesoa ho mpianatra sy nataony batisa; (kanefa tsy ny tenan’i Jesoa no nanao batisa fa ireo mpianany). Nony fantatry ny Tompo hoe ren’ny Farisianina izany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1-2 Tamin’izay dia ren’ny Farisianina fa maro kokoa noho ny an’i Jôhany ireo olona tongan’i Jesoa ho mpianatra sy nataony batisa; (kanefa tsy ny tenan’i Jesoa no nanao batisa fa ireo mpianany). Nony fantatry ny Tompo hoe ren’ny Farisianina izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 KOA amin’izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy nanao batisa be noho Jaona ( Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Koa amin'izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tamin’izay, rehefa fantatr’i Jesosy fa ny Fariseo* efa nahare hoe: Jesosy mahazo mpianatra maro sy nanao batisa be noho i Jaona, Jereo ny toko |