Jaona 1:10 - Baiboly Katolika10 Teo amin’izao tontolo izao Izy, ary Izy no nahariana izao tontolo izao, nefa tsy nahalala azy izao tontolo izao Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Teo amin’izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao dia tsy nahalala Azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Teo amin’izao tontolo izao ilay Teny; ary Izy no nahariana an’izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao dia tsy nahalala Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Teo amin’izao tontolo izao ilay Teny; ary Izy no nahariana an’izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao dia tsy nahalala Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Teo amin’izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Teo amin'izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Teo amin’izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao dia tsy nahalala Azy. Jereo ny toko |