Jakoba 3:11 - Baiboly Katolika11 Moa ny vavan’ny loharano iray va mamoaka rano mamy sy mangidy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? Jereo ny toko |