Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 7:5 - Baiboly Katolika

5 Noho i Siria nihevitra hampidi-doza anao mbamin’i Efraima sy ny zana-dRomelia nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Satria manam-pikasana hampidi-doza anao i Arama sy i Efraima ary ny zanak’i Remalia ka miteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Ny Sirianina ary i Peka sy ny Efraîmita dia efa niray tetika tokoa hanisy ratsy anao ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ny Sirianina ary i Peka sy ny Efraîmita dia efa niray tetika tokoa hanisy ratsy anao ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Satria efa nanao saina hampidi-doza aminao Syria sy Efraima ary ny zanak’i Remalia ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Satria efa nanao saina hampidi-doza aminao Syria sy Efraima ary ny zanak'i Remalia ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Satria manam-pikasana hampidi-doza anao i Arama sy i Efraima ary ny zanak’i Remalia ka miteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 7:5
6 Rohy Ifampitohizana  

Ireo mpanjakan’ny tany mitsimbohitra, ary ny andriana koa miara-mioko, hanohitra an’i Iaveh sy ny Voahosony:


Nambara tamin’ny taranak’i Davida izany vaovao izany, fa hoe: «Mitoby any amin’i Efraima i Siria.» Tamin’izany nipararetra hoatra ny fanetsiky ny rivotra ny hazo an’ala, ny fon’ny mpanjaka sy ny fon’ny vahoaka.


Andeha isika hananika an’i Jodà, ka hampaharaiki-tahotra azy sy hananika azy ary hanangana ny zanak’i Tabeela ho mpanjaka ao;


Avy taminao no nivoahan’ilay misain-dratsy hanoherana an’i Iaveh, izay mamoron-kevitra mahameloka.


Ary mbola azon’ny fahasaro-piaro mafy Aho hamely ny firenena izay milomano amin’ny harem-be. Satria Izaho moa, efa tezitra kely sahady, izy kosa niasa nankamin’ny fandravana ihany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra