Isaia 7:17 - Baiboly Katolika17 I Iaveh hahatonga aminao sy ny vahoakanao ary amin’ny fianakavian-drainao, andro tsy mbola nisy tonga toa azy, hatramin’ny andro nisarahan’i Efraima tamin’i Jodà, - dia ny mpanjakan’i Asiria. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 NY TOMPO hahatonga aminao sy ny olonao ary ny fianakavian’ny rainao izay andro tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny andro nialan’i Efraima tamin’ny Joda. Ny mpanjakan’i Asiria izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Kanefa hataon’ny TOMPO tonga aminao sy ny vahoakanao ary ny taranakao ny toe-javatra izay tsy mbola nisy hatramin’ny andro nisarahan’i Joda tamin’ny fanjakan’i Israely ka hatramin’izao, dia ny hanafihan’ny mpanjakan’i Asiria izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Kanefa hataon’ny TOMPO tonga aminao sy ny vahoakanao ary ny taranakao ny toe-javatra izay tsy mbola nisy hatramin’ny andro nisarahan’i Joda tamin’ny fanjakan’i Israely ka hatramin’izao, dia ny hanafihan’ny mpanjakan’i Asiria izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Jehovah hahatonga aminao Sy ny olonao ary ny mpianakavin-drainao Izay andro tsy mbola nisy toa azy Hatramin’ny andro nialan’i Efraima tamin’ny Joda (Dia ny mpanjakan’i Asyria). Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Jehovah hahatonga aminao sy ny olonao ary ny mpianakavin-drainao Izay andro tsy mbola nisy toa azy Hatramin'ny andro nialan'i Efraima tamin'ny Joda (Dia ny mpanjakan'i Asyria); Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 NY TOMPO hahatonga aminao sy ny olonao ary ny fianakavian’ny rainao izay andro tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny andro nialan’i Efraima tamin’ny Joda. Ny mpanjakan’i Asiria izany. Jereo ny toko |
«Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sy mahery sady mahatahotra, Ianao izay mitana ny fanekena sy ny famindram-po, dia aoka tsy ho zavatra kely eo imasonao ny fahoriana rehetra efa nanjò anay dia ny tenanay, ny mpanjakanay, ny lehibenay, ny mpisoronay, ny mpaminaninay, ny razanay, ary ny vahoakanao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria, ka mandrak’izao anio izao.