Isaia 60:16 - Baiboly Katolika16 Hitsentsitra ny rononon’ny firenena ianao, sady hitsentsitra ny nonon’ny mpanjaka, dia ho fantatrao fa Izaho Iaveh no Mpamonjy anao, ary ilay Maherin’i Jakôba no Mpanavotra anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Hinono amin’ny Jentilisa ianao sady hinono amin’ny mpanjaka; dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin’i Jakoba no Mpanavotra anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ny firenen-kafa sy ny mpanjakany no hamahana sy hamelona anao; ka ho fantatrao fa Izaho TOMPO no mpamonjy anao, Izaho ilay Maherin’i Jakôba no Mpanavotra anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ny firenen-kafa sy ny mpanjakany no hamahana sy hamelona anao; ka ho fantatrao fa Izaho TOMPO no mpamonjy anao, Izaho ilay Maherin’i Jakôba no Mpanavotra anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary hinono amin’ny jentilisa hianao Sady hinono amin’ny mpanjaka; Ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, Ary Ilay Maherin’i Jakoba no Mpanavotra anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary hinono amin'ny jentilisa ianao sady hinono amin'ny mpanjaka; ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin'i Jakoba no Mpanavotra anao. Jereo ny toko |