Isaia 59:16 - Baiboly Katolika16 Hitany fa tsy nisy olona teo, ary gaga izy fa tsy nisy nanalalana akory. Ka dia ny sandriny no nitsangan-kanampy Azy, ary ny fahamarinany no nanohana Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Eny, hitany fa tsy nisy olona na iray aza, ary talanjona Izy, satria tsy nisy mpanelanelana, koa ny sandriny ihany no nanao famonjena ho Azy, ary ny fahamarinany no nanohana Azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Hitan’ny Tompo fa tsy nisy niraika akory, gaga Izy fa tsy nisy olona mpanelanelana; koa ny fahefàny ihany no nentiny hamonjy ary ny fahamarinany no nandrisika ny tenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hitan’ny Tompo fa tsy nisy niraika akory, gaga Izy fa tsy nisy olona mpanelanelana; koa ny fahefàny ihany no nentiny hamonjy ary ny fahamarinany no nandrisika ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Eny, hitany fa tsy nisy olona, Sady talanjona Izy, satria tsy nisy mpanalalana, Ka dia ny sandriny ihany no nanao famonjena ho Azy, Ary ny fahamarinany no nanohana Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Eny, hitany fa tsy nisy olona, sady talanjona Izy, satria tsy nisy mpanalalana, ka dia ny sandriny ihany no nanao famonjena ho Azy, ary ny fahamarinany no nanohana Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Eny, hitany fa tsy nisy olona na iray aza, ary talanjona Izy, satria tsy nisy mpanelanelana, koa ny sandriny ihany no nanao famonjena ho Azy, ary ny fahamarinany no nanohana Azy. Jereo ny toko |