Isaia 5:19 - Baiboly Katolika19 izay manao hoe: «Aoka ho dodona izy, aoka hohafainganiny ny asany, hahitantsika azy! Aoka hihakely sy ho tanteraka ny didin’Ilay Masin’i Israely, ka hahafantarantsika!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 sady miteny hoe: Aoka hohafainganiny sy hododonany ny asany mba ho hitantsika! Ary aoka hanakaiky sy ho tanteraka izay kasain’ny Iray Masin’ny Israely ka ho fantatsika! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Fa hoy indrindra izy ireo hoe: «Aoka ho tanteraka haingana dia haingana izay hataon’ny TOMPO, mba hojerenay! Aoka ho tonga amin’ny fotoany ny fikasan’Ilay Masin’i Israely fa tianay ho fantatra!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Fa hoy indrindra izy ireo hoe: «Aoka ho tanteraka haingana dia haingana izay hataon’ny TOMPO, mba hojerenay! Aoka ho tonga amin’ny fotoany ny fikasan’Ilay Masin’i Israely fa tianay ho fantatra!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia izay manao hoe: Aoka hohafainganiny sy hododonany ny asany, mba ho hitantsika, Ary aoka izay kasain’ny Iray Masin’ny Isiraely ho mby akaiky ka ho tanteraka, mba ho fantatsika! Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia izay manao hoe: Aoka hohafainganiny sy hododonany ny asany, mba ho hitantsika, Ary aoka izay kasain'ny Iray Masin'ny Isiraely ho mby akaiky ka ho tanteraka, mba ho fantatsika! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 sady miteny hoe: Aoka hohafainganiny sy hododonany ny asany mba ho hitantsika! Ary aoka hanakaiky sy ho tanteraka izay kasain’ny Iray Masin’ny Israely ka ho fantatsika! Jereo ny toko |