Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 49:11 - Baiboly Katolika

11 Hataoko lalana ny tendrombohitra rehetra; ary hasandratra indray ny lalako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Hataoko tonga lalana ny tendrombohitro rehetra ary hasandratra ny lalambeko.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Ny tendrombohitra rehetra hasiako lalana; ary ny arabe kosa hataoko tsara voatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ny tendrombohitra rehetra hasiako lalana; ary ny arabe kosa hataoko tsara voatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Hataoko làlana ny tendrombohitro rehetra, Ary hasandratra ny làlambeko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Hataoko lalana ny tendrombohitro rehetra, ary hasandratra ny lalambeko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Hataoko tonga lalana ny tendrombohitro rehetra ary hasandratra ny lalambeko.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 49:11
12 Rohy Ifampitohizana  

Nirenireny tany an’efitra ireny tamin’ny lalana mangingina, tsy nahita tanàna iray akory honenana.


Nitondra azy tamin’ny lala-mahitsy izy, hampahatongavany azy amin’ny tanàna fonenana.


Dia hisy lalana halehan’ny vahoakany sisa, izay sisa mbola ho hita any amin’ny tany Asirianina, toy ny nisy halehan’i Israely, tamin’ny andro niakarany avy any amin’ny tany Ejipta.


Amin’izany andro izany hisy lalana avy any Ejipta mankany Asiria; ka ny Asirianina ho tonga ao Ejipta, ny Ejiptianina ho any Asiria, dia hanompo an’i Iaveh i Ejipta miaraka amin’i Asora. -


Fa indro aho, hanao zava-mahagaga vaovao; efa hiposaka izy izao, tsy hahalala izany va ianareo? Hanisy lalana any an’efitra Aho, sy ony eny an-tany karankaina.


Fa tsy hikoropaka no hivoahanareo, ary tsy handositra no ho fandehanareo; fa i Iaveh no mandeha eo alohanareo, ary ny Andriamanitr’i Israely no ho vodilalanareo!»


Ary hisy hilaza hoe: «Savao, savao ny lalana, areno izy, esory ny misakantsakana rehetra eo amin’ny lalan’ny vahoakako!»


Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady ianareo, areno ny lalan’ny vahoaka. Savao, savao ny arabe, esory ny vato eo aminy; manangàna saina eo ambonin’ny vahoaka.


Ary hoy i Jesoa taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra