Isaia 46:6 - Baiboly Katolika6 Izy ireo dia maka volamena ao an-kitapony, mandanja volafotsy amin’ny mizàna, ary manakarama mpanao anidina, hanao andriamanitra amin’izany, dia miankohoka sy mivavaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Mandraraka volamena avy ao an-kitapo izy sady mandanja volafotsy amin’ny mizana dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra hiankohofany sy hivavahany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Misy olona mandanilany foana ny volany; mandanja volamena sy volafotsy amin’ny mizana izy, dia manarama olona mpanefy firavaka mba hamboatra ireny ho andriamanitra izay hivavahany sady hiankohofany tokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Misy olona mandanilany foana ny volany; mandanja volamena sy volafotsy amin’ny mizana izy, dia manarama olona mpanefy firavaka mba hamboatra ireny ho andriamanitra izay hivavahany sady hiankohofany tokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Izay mandraraka volamena avy ao an-kitapo Sy mandanja volafotsy amin’ny mizana Dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra, Hiankohofany sy hivavahany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Izay mandraraka volamena avy ao an-kitapo sy mandania volafotsy amin'ny mizana dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra, hiankohofany sy hivavahany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Mandraraka volamena avy ao an-kitapo izy sady mandanja volafotsy amin’ny mizana dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra hiankohofany sy hivavahany. Jereo ny toko |