Isaia 42:21 - Baiboly Katolika21 Sitrak’i Iaveh noho ny fahamarinany, ny nanome lalàna lehibe sy be voninahitra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Sitraky NY TOMPO noho ny fahamarinany ny hahalehibe ny lalàna sy ny hahabe voninahitra azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Fa sitraky ny TOMPO ho fandresen’ny fahamarinany ny haneho fa lehibe sy heni-boninahitra ny lalànany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Fa sitraky ny TOMPO ho fandresen’ny fahamarinany ny haneho fa lehibe sy heni-boninahitra ny lalànany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Sitrak’i Jehovah noho ny fahamarinany Ny hahalehibe ny lalàna sy ny hahabe voninahitra azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Sitrak'i Jehovah noho ny fahamarinany ny hahalehibe ny lalàna sy ny hahabe voninahitra azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Sitraky NY TOMPO noho ny fahamarinany ny hahalehibe ny lalàna sy ny hahabe voninahitra azy. Jereo ny toko |