Isaia 41:19 - Baiboly Katolika19 Ny efitra hampaniriako sedera akasià, mirta sy ôliva; hataoko indray maniry eo amin’ny tany lava volo ny sipresa, platàna, ary boisy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Hampaniry hazo sedera sy akasia, sy rotra ary oliva any an-tany efitra Aho, ary ny kipreso sy hazo kesika ary kirihitra dia hampiarahina eny amin’ny tany ngazana, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Hataoko mitsiry hazo sedera sy mimôzà ary rotra sy ôliva any an-taniefitra; hasiako kipreso sy hazo kesika ary kirihitr’ala any an-tany hay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Hataoko mitsiry hazo sedera sy mimôzà ary rotra sy ôliva any an-taniefitra; hasiako kipreso sy hazo kesika ary kirihitr’ala any an-tany hay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Hampaniry hazo sedera sy akasia sy rotra ary oliva any an-efitra Aho Ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay, Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Hampaniry hazo sedera sy akasia sy rotra ary oliva any an-efitra Aho ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay, Jereo ny toko |
Eo akaikin’ny ony, amin’ny morony an-daniny avy, hisy hazo mamoa isan-karazany haniry, ka ny raviny tsy mba halazo, ary ny voany tsy mba hitsahatra. Hamoa voa vaovao isam-bolana izy, satria hivoaka avy ao amin’ny fitoerana masina ny ranony; ny voany ho fihinana tsara, ary ny raviny ho fanasitranana tsara.»