Isaia 40:7 - Baiboly Katolika7 Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa seranin’ny fofon’ain’i Iaveh. Eny, ahitra ihany ny olombelona: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa tsofin’ny fofonain’NY TOMPO. Eny, ahitra tokoa ny olona: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Mihamaina ny ahitra, mihamalazo ny voninkazo rehefa seranan’ny fofonain’ny TOMPO. –Mihelina toy ny ahitra tokoa ny olona–. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Mihamaina ny ahitra, mihamalazo ny voninkazo rehefa seranan’ny fofonain’ny TOMPO. –Mihelina toy ny ahitra tokoa ny olona–. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Maina ny ahitra, malazo ny voniny, Satria tsofin’ny fofonain’i Jehovah ireny; Eny, ahitra tokoa ny olona. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Maina ny ahitra, malazo ny voniny, satria tsofin'ny fofonain'i Jehovah ireny; Eny, ahitra tokoa ny olona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa tsofin’ny fofonain’NY TOMPO. Eny, ahitra tokoa ny olona: Jereo ny toko |